J’ai relevé sur un forum à combien s’élèvent les dépenses mensuelles d’un célibataire, vivant à Antananarivo avec un salaire mensuel de 300 000 ariary (1,5 M Fmg) :
Ny ahy zao 1,5M ny karamako. Voky aho fa hitako hoe tsy dia tena mety tsara aho e. za nefa mbola tsy manambady.
- Bus 1 500×4x24jrs = 144.000
- Sakafo mahavoky ahy 25 000×30jrs = 750.000 (Saribao, sakafo maraina, atoandro , hariva ao anatin’zany)
- jirama = 50.000
- Pitsopitsony(crédit, savony…) = 50.000
- Hofan-trano = 500.000
___________1.494.000 ( 299 ariary)
Dikany, tsy afaka manangona mihitsy. Na hividy akanjo aza tsy poinsa. Ny manala azy moa zany tonga dia adinoy avy hatrany.
Dia ahoana zany raha hamelom-bady aman-janaka @zay??????
Cet article est marqué Mada, vivre à antananarivo

Aucun Commentaire
Laisser un réponse